Teny iditra valalatsimandadiharona
Singan-teny valala ; tsy ; mandady ; harona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [1.1]
Ohatra Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24