Teny iditra |
valalabemandry
|
Singan-teny | valala ; be ; mandry |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny ankapobem-bahoaka, ny sarambabem-bahoaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ valala be mandry ] The mass of the people, the public [1.2]
|
| The mass of common people [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La masse du peuple [1.3, 1.8]
|
Ohatra |
1 | Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana.
[2.470]
|
2 | Ary ny valalabemandry ho main'ny hetaheta
[2.996]
|
|
|