Teny iditra vaky feo
Singan-teny vaky ; feo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza ny sakasakan-jazalahy izay manomboka mihabe feo ka migadragadra izany no fandre ny feony; ny sakan-jazalahy eo amin' ny fahamaotiana izay manomboka ho be feo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dont la voix mue, dont la voix devient rauque [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24