Teny iditra vahonolona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bahona maniry amin' ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin' ny tapany ambany dia miala toy ny an' ny ravinala ka raha tazanin-davitra (indrindra amin' ny alina) dia mova tsy toy ny olona izao [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31