Teny iditra vadina (vady)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alaina ho vady: Zazavavy tsy azo vadina iny fa ratsy toetra izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on épouse: Tsy azonao vadina io zazavavy io (Vous ne pouvez pas épouser cette jeune fille) [1.3]
Ohatra Raha izany no azo vadina, dia ho vita i Menabe! [2.528]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vadina, vadiko, vadinao, vadiny, vadintsika, vadinay, vadinareo, vadin', vadin-, vadim-, vadi-
Ny lasa : novadina, novadiko, novadinao, novadiny, novadintsika, novadinay, novadinareo, novadin', novadin-, novadim-, novadi-
Ny hoavy : hovadina, hovadiko, hovadinao, hovadiny, hovadintsika, hovadinay, hovadinareo, hovadin', hovadin-, hovadim-, hovadi-
Filaza mandidy : vadio
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31