Teny iditra | UPEM | |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
Fanazavàna teny frantsay | Union des Poètes et Écrivains Malgaches [3.1] | |
Ohatra | Rahaingoson Henri Filohan' ny HAVATSA UPEM Filoha lefitra amin' ny Sokajy I ao amin' ny Akademia Malagasy.
[2.528] | |
Voambolana | Fikambanana | |
Mpanahaka | Fanafohezan-teny | |
Habaka | Havatsa Upem Frantsa | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/02/23 |