Teny iditra | tsy vaky atatra (tsy, vaky, atatra) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Impudent, éhonté [1.3] | |
Ohatra | Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny.
[2.4] | |
Tovy hevitra | tsy vaky afero | |
Tohi-kevitra | vaky atatra | |
Tsipelina hafa | tsy vakiatatra | |
Fivaditsoratra | tsyvakiatatra, tsy vaky atatra |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13 |