Teny iditra tsy tahotra tsy henatra
Singan-teny tsy ; tahotra ; henatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana olona tsy manan-katahorana ary tsy valahara tsy mahalala menatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25