Teny iditra tsy refesi-mandidy
Singan-teny tsy ; refesina ; mandidy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny mpitondra manao jadona
Mitovy hevitra: mandidy tokana ~ mpanao teniko fe lehibe ~ mpanao teny jadona ~ mpanao teny tsy valiana ~ tsy zehena [1.1]
Ohatra Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19