Teny iditra tsy miteny tsy mivolana
Singan-teny tsy ; miteny ; mivolana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza [1.1]
Ohatra 
1Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny [2.324]
2Tsy niteny tsy nivolana I Katy [2.470]
3Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo? [2.996]
Mpanahaka  tsy mahateny tsy mahavolana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08