Teny iditra tsy mamoaka afo
Singan-teny tsy ; mamoaka ; afo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona misaona ka tsy mbola afaka manao harendrina amin' ny Fandroana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24