Teny iditra | tsy maintsy | |
Singan-teny | tsy ; maintsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza fa ilaina tsy azo avala ny fanaovana zavatra iray (eo aorian' ny "tsy maintsy" dia azo atao milaza ny ankehitriny na milaza ny ho avy ny matoanteny arakaraka ny hevitra tian-kolazaina): Tsy maintsy ataoko ity asa ity izao ihany ~ Tsy maintsy hovangiakony reniko rahampitso [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsy maintsy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |