Teny iditra tsy amboa tsy lambo
Singan-teny tsy ; amboa ; lambo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tokana irery tsy mana-namana; ilazana ny singan-drery tsy misy mpanampy na miaraka, na dia alika na lambo iray aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21