Teny iditra | tsy am-bady | |
Singan-teny | tsy ; vady | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | Sans époux, sans épouse, célibataire [1.3] | |
Ohatra | Nisy trano natao honenan' ny maromadinika tsy am-bady sahala aminy tao Ambohibe.
[2.472] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |