Teny iditra tsitsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra tsitsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31