Teny iditra tsipisandry
Singan-teny tsipy ; sandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12