Teny iditra | tsinjaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsambikimbikina Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Dancing, esp. by jumping about [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Danse, gambade [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsinjaka io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |