Teny iditra | tsindrahaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana kadradraka mivelona any anaty rano ka atao koa hoe "tsimahatafitena" raha mbola kely [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsindrahaka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |