Teny iditra tsinabo (tsabo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voatsabo, tsaboina, karakaraina mba ho sitrana: Betsaka izay olona notsinabony izay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bien soigné, qu’on a fait en sorte de ne pas faire tomber [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsinabo, tsinaboko, tsinabonao, tsinabony, tsinabontsika, tsinabonay, tsinabonareo, tsinabon', tsinabon-, tsinabom-
Ny lasa : notsinabo, notsinaboko, notsinabonao, notsinabony, notsinabontsika, notsinabonay, notsinabonareo, notsinabon', notsinabon-, notsinabom-
Ny hoavy : hotsinabo, hotsinaboko, hotsinabonao, hotsinabony, hotsinabontsika, hotsinabonay, hotsinabonareo, hotsinabon', hotsinabon-, hotsinabom-
Tovy hevitra voatsabo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20