Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsilailay
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fivadibadika, fitsimbadimbadika amin' ny tany ohatra ny ataon' ny ankizy na ny biby sasany toy ny soavaly, ampondra, kisoa.
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mitsilailay
matoantenin' ny iharana :
atsilailay
,
tafatsilailay
matoantenin' ny fameno :
itsilailaizana
anarana :
fitsilailaizana
,
fitsilailay
,
mpitsilailay
mpamaritra :
mahatsilailay
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31