Teny iditra tsara va
Singan-teny tsara ; va
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina: Tsara va, Tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A greeting: tsara va? are you well? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Salutation à la noblesse autrefois: tsara va? comment allez-vous? [1.8]
Ohatra Andriamanelo no nanavaka ny fiarahabana ny Andriana amin'ny "Tsara va Tompoko" [2.508]
Voambolana 
Mpanahaka  kaosy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01