Teny iditra tsara tarehy
Singan-teny tsara ; tarehy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Meva, noro, mahafinaritra, mahafatifaty, misy endrika, mahatehotia, hafa kely, baondy, loditra, sady taviny no volony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Beau, de belle apparence [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14