Teny iditra | tsarany > sarana (sara) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Andoavana:
Sarana ohatrinona ny lakanao hitondra anay erỳ ampita erỳ (mpanao fanafody) Karamaina: Nosarako roapolo ilay mpanotra ny tanako folako [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||
Teny iditra | tsarany > sarana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] (orthographié « saran » par Martin). Nom d'un champignon vénéneux de Diégo Suarez d'après l'Administration en chef Martin ; Journal Officiel de Madagascar, 15e année, n° 262 (16 Juin 1898), p. 1999 ; ( sarana est le participe de sara, c'est peut être un nom magique). [1.196] | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Fivaditsoratra | rasana, sarana |
Teny iditra | tsarany > tsara | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Good; well [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bon [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Qui a de bonnes qualités, beau [1.3] | ||||||||||||||||
Bien [1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra | Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina.
[2.293] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tohi-kevitra | ratsy | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsara io | |||||||||||||||
Teny iditra | tsarany > tsarà | |||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Soyez bon [1.3] | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tsarany > tsara | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Jugement [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tsarany > tsara | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] teny, resaka [1.78] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | fototsara ~ marotsara | |||||||||||||||
Teny iditra | tsarany > tsara | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | satra, tarsa, tsara |
Teny iditra | tsarany > sara | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] bikana [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | tsarany > sara | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy [1.78] | |||||||||||||||
Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana Vola nomena taloha ny mpanao fanafody (ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Loyer pour usage; prix d'un billet de train [1.8] | |||||||||||||||
Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature [1.196] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tsarany > sara | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes : [Sakalava] Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques. [Taisaka] Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fivavahana, finoana | |||||||||||||||
Teny iditra | tsarany > Sarà | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sarà [2.996] | |||||||||||||||
Sarah [2.996] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sara [2.996] | |||||||||||||||
Ohatra | Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny Sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty.
[1.38] | |||||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||||||||||
Tovy hevitra | Saraha | |||||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Sarà | |||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sarà | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | rasa, sara |
Teny iditra | tsarany > tsaratra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano] (« qui ne blesse pas »). Tristellateia grandiflora Arènes (Malpighiaceae). Liane à jolies fleurs jaunes. [1.196] | |
Anarana siantifika | Tristellateia grandiflora | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | rasa, sara |
Teny iditra | tsarany > saraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Separated [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Séparé [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tsarany > saraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Zanak'omby mbola minono [1.78] | |||||||||||||||
Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [1.1] | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | sakara, saraka |