Teny iditra | tsapain > tsapay (tsapa) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Jonoina [1.78] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Qu'on pêche à la main [1.82] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | tapisa, tsapay |
Teny iditra | tsapain > tsapaina (tsapa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e! Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina? Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | itsapana, tsapaina |