Teny iditra tsakodara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [1.1]
Anarana siantifika Upupa epops
Ohatra Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany. [2.606]
Voambolana 
Tovy hevitra barao ~ drao ~ takadalana
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31