Teny iditra triatriatra (triatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Hatrany Bourbon izahay, koa hatrany Cape of Good Hope, 11 andro, ka fito andro izahay ratsy dia ratsy ny rivotra, efa tsy nahamasa-kanina akory ny mpahandronay, ary ny lay triatriatra be ihany. [2.366]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16