Teny iditra tratra antitra
Singan-teny tratra ; antitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona
Ela velona sy maro andro niainana [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  trara antitra ~ trarantitra ~ tratrantitra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14