Teny iditra trara antitra
Singan-teny trarà ; antitra
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Trara antitra ianao [2.298]
2Trara antitra aza marofy [2.528]
3Trara antitra ireny, maroa am-bohitra [2.245]
4Trara antitra hianao, tompokovavy, aza marofy, mifanantera amin' ny ambanilanitra [2.928]
Mpanahaka  trarantitra ~ tratra antitra ~ tratrantitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16