Teny iditra tovona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ajoutage, addition [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra tovona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina
Mitovy hevitra: fanampy ~ sanda ~ tamby ~ tovana ~ tozana [1.1]
 Tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ anjara, anjaika, ambadika
bo~ boraraka, borera, bosesika
fi~ filoha, firitsoka, fisoko
fo~ forehitra, foretsika, forofotra
ha~ hadio, harisika,
ka~ kanosa, kambavy, kanonta
ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
ko~ kodedika, kofehy, koletaka
mo~ mokoko
sa~ sabaka, safelika, sahato
san~ sangodina, sangazona, sampotina
tan~ tangorona, tamberina, tangazona
to~ tohenjy, toletsy, tokalo
tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
vo~ vozezika, vozihitra
za~ zatovo, zalahy
[1.12]
 Préfixe [1.13]
 Affixe [1.66]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  tovana ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa ~ tsofoka
Tsanganana sy sary iray takila ny tsirinteny rehetra
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23