Teny iditra tovana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra [1.1]
 Fanampìn-javatra mampitombo ny halavana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy An addition at the end [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant [1.3]
 Rallonge [1.13]
 Rallonge: ce qu'on ajoute à la fin [1.8]
Ohatra Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany. [4.27]
Sampanteny 
 

Teny iditra tovana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsirinteny ao aorian'ny fototeny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Suffixe [1.8, 1.13]
 Affixe [1.66]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  tovona ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa ~ tsofoka
Tsanganana sy sary iray takila ny tsirinteny rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10