Teny iditra totorana (tototra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana tany na hafa mivangongo mandrakotra azy: Totory ity hady ity ~ Tokony hototorana tany ny vody hazo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : totorana, totorako, totoranao, totorany, totorantsika, totoranay, totoranareo, totoran', totoran-, totoram-, totora-
Ny lasa : nototorana, nototorako, nototoranao, nototorany, nototorantsika, nototoranay, nototoranareo, nototoran', nototoran-, nototoram-, nototora-
Ny hoavy : hototorana, hototorako, hototoranao, hototorany, hototorantsika, hototoranay, hototoranareo, hototoran', hototoran-, hototoram-, hototora-
Filaza mandidy : totory
Tovy hevitra totofana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20