Teny iditra toton > toto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo
Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary
Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay
Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (toute l'île). Nom général des matières pilées dans un mortier. Exemples : toto-katsaka, toto-koba, toton-tsakay [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : toto, totoko, totonao, totony, totontsika, totonay, totonareo, toton', toton-, totom-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra toton > toto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mandeha ran'orona, velezina [1.78]
  [Taisaka] Fijininihan'ny ra an'orona [1.78]