Teny iditra torotoroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Anaram-borona miray karazana amin'ny vorondolo [1.78]
 Karazana vorondolo, kelikely vatana, hita eny anaty hazo rehetra eny (halavany: 25sm) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Name given to two species of owl: the Madagascar scops owl. Scops rutilus, Pucher, and a species of hairy-footed owl, Ninox supercilaris , Vieill. Same as tovetoveko [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Petit duc de Madagascar [2.191]
Anarana siantifika Ninox supercilaris, Scops rutilus
Voambolana 
Tovy hevitra tovetoveko

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26