Teny iditra torebina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra torebiny
Ny fihaviany Anglisy: treble.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31