Teny iditra | topazana (topy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jerena kely miserana (arahin' ny teny "maso" mandrakariva izy io rehefa ampiasaina): Ohatrany ranomasina midadasika no fijery io tany lemaka io rehefa topaza-maso Tsipazana, andefasana (rano, lefona): Notopazany rano tamin' ny tavy ny zanako nandalo teo antokotaniny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be glanced at To be sprinkled [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à quoi (qui) on jette un coup d'oeil Qu'on asperge d'eau [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny topazana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |