Teny iditra | tonohoka (tohoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatohoka, notohofana, nasiana kitay betsaka (eo am-patana): Notonohok' Ikoto kitay betsaka ny fatana Ampanakekezina ny vava: Notonohony vava ny fantsakana ka tsy faly ny olon-drehetra [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |