Teny iditra tongony (tongotra)
Sokajin-teny anarana tongotra sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy His foot, her foot, their feet [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds [3.1]
Ohatra 
1Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony [2.472]
2Tsapaina koa ny tongony aman-tanany [2.324]
3Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
4Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra [2.470]

Teny iditra tongony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Béquille [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31