Teny iditra tongolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (toute l'île). Nom du bulbe des Liliaceae et autres plantes analogues [1.196]
Voambolana 

Teny iditra tongolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anana maherihery fofona fanao fangaron-daoka ka manome tsiro tsara somary masiatsiaka; misy karazany maro ny tongolo: tongolo lay na tongolo gasy na tongolo ejipta, tongolobe na tongolo vazaha, tongolo maltso na tongolo raviny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An onion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Oignon [1.8]
  [Betsileo, Merina] Allium cepa L. (Amaryllidaceae) : l'oignon, introduit et cultivé comme plante alimentaire. Nom relevé par Grandidier, Malzac et de nombreux autres auteurs. Il entre dans plusieurs expressions populaires comme : Manao tongolo be fofona (faire comme l'oignon qui empeste) : sens figuré : répandre de faux bruits, des rumeurs, pour inciter les gens à la révolte. Malzac distingue plusieurs variétés : tongolobe ou tongolo lehibe, à très gros bulbe ; c'est l'oignon d'Egypte ; tongolovazaha : variétés européennes, à bulbe plus petit.
Anarana siantifika Allium cepa
Ohatra 
1Tsy niakatra teto Antananarivo, ny Kisoa, ny Sifotra, ny Tongolo, ny Osy; [2.59]
2May Dada sy Neny, ka nasesisesy ny ranomena, nampiasaina koa ny toaka gasy nasiana sira hazo sy tongolo gasy. [2.472]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra tongolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Allium porrum L. (Amaryllidaceae). Le poireau cultivé comme légume. C'est plutôt cette espèce qu'on désigne sous ce nom sur la côte Ouest, car l'oignon proprement dit y pousse assez mal [1.196]
Anarana siantifika Allium porrum
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30