Teny iditra tongo-dovia
Singan-teny tongotra ; lovia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia
Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama)
Mitovy hevitra: manao gisalahy maty vady ~ manao tongo-dovia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Course à cloche-pied [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/10