Teny iditra tonda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tanimboly [1.78]
  [Bara] Tany malalaka azo volena, tanimboly [1.78]
  [Mahafaly] Tany fambolena haninkotrana, baiboho [1.78]

Teny iditra tonda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Ambanivohitra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31