Teny iditra tompony mangataka atiny
Singan-teny tompo ; mangataka ; aty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona mangataka amin' ny zavatra izay azy ihany teo aloha (angamba olona nivarotra omby no nahatonga ny fitenenana, ka nony lafo ilay omby izy indray no nangataka ny atiny tamin' ilay nividy) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17