Teny iditra tompon-trano
Singan-teny tompo ; trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny [1.1]
Ohatra 
1Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano. [2.356]
2Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano. [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03