Teny iditra | tompoina (tompo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hajaina izaitsizy sy ekena: Aza tompoina ny vola fa hobaikoiny sy hasainy manao izao ratsy rehetra izao ianao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tompoina io | ||||||||
Fivaditsoratra | mônôtipa, tompoina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |