Teny iditra tombo-drano
Singan-teny tomboka ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fandemana ny bainga amin' ny fampidiran-drano; enti-milaza koa famerimberenana matetika amin' ny zavatra atao [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24