Teny iditra tojo
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mifanena; sehatra: Tojo an-drainao indrindra aho teny an-tsena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Met, come face to face [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui rencontre: tojo azy aho (je l'ai rencontré) [1.3]
 Rencontrer, arriver en face de [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tojo, tojoko, tojonao, tojony, tojontsika, tojonay, tojonareo, tojon', tojon-, tojom-
Ny lasa : tojo, tojoko, tojonao, tojony, tojontsika, tojonay, tojonareo, tojon', tojon-, tojom-
Ny hoavy : ho tojo, ho tojoko, ho tojonao, ho tojony, ho tojontsika, ho tojonay, ho tojonareo, ho tojon', ho tojon-, ho tojom-
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31