Teny iditra tily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpitsikilo, mpizaha taratra
Mitovy hevitra: antily ~ drakadraka ~ mpiambina ~ mpitaratra ~ mpitily ~ mpitsikilo ~ mpizaha taratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Visée [1.13]
Ohatra Mandehana mametraka tily, ka aoka holazainy izay hitany. [2.996]
Sampanteny 
 

Teny iditra Tily
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Tily [2.996]
 Zophim [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Champ des Guetteurs [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Zofima
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30