Teny iditra | telovina (telo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zaraina telo: Noteloina ny fananan' i dada sy neny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be divided into three [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on partage en trois [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tsipelina hafa | teloina | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |