Teny iditra telo noho dimy
Singan-teny telo ; noho ; dimy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd) [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12