Teny iditra | tavan > tava | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Le visage, la face, la figure [1.3] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Manontolo | ||||
Anaran' akora mamorom-batana | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tava io | |||
Teny iditra | tavan > tava | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Tolona (ady) Ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [1.78] | |||
Teny iditra | tavan > tava | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | Paroi [1.13] | |||
Kamban-teny |
| |||
Mpanahaka | telotava | |||
Fivaditsoratra | tava, vata |
Teny iditra | tavan > tavana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kotaba, fihinjakinjahana, fihetsehana noho ny hafaliana Fanaranam-po amin' ny hanina. [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | tanava, tavana, vatana |