Teny iditra |
tarazo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits Paroles, discours, affaires qui traînent en longueur;
un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tarazo
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Fomba na talenta na kilema nolovana [1.78]
|
| Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Hereditary [1.2]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tarazo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Karazan-taovolo na randrana [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
tarazo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hérédité, génotype; patrimoine héréditaire [1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tarazo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Sampanteny |
|
|